Entry | 1 noho ny hafenoan-drano be loatra |
Elementary words | 2 noho, hafenoana, rano, be loatra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fialan-tsiny ataon' ny mana-manjo tsy afaka nampandre ny havana aman-tsakaiza rehetra noho ny ranomaso na alahelo be loatra tsy nahafahana nikarakara izany |
Updated on 2024/12/07 |