|
|
|
|

Entry1  safo morona
Elementary words  2  safo, morona
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza fahafenoana mifamatra tsara amin' ny molotry ny famarana [1.1]
Examples  5  Tsy safomorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470]
Synonyms  6  safo makirana

Updated on 2023/08/01