Entry (1/2) | 1 morona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Sisina (rano, lalana, tevana...): Aza manaraka ny moron-tevana raha sarotim-panina ~ Nipetraka teo amoron-dalana ilay mahantra (ny amin' ny "amorona" eto dia tsy misy hafa amin' ny an amin' ny "an-tsisin-dalana, ohatra, saingy natao a amin' izy eo alohan' ny mary nosoratana nakambana amin' ny morona koa). [1.1] |
Explanations in English |
4 the border, the brink, the edge [1.7] |
Explanations in French |
5 le bord [1.8] 6 bord, côte, rivage [1.196] |
Examples |
7 Soa ihany fa efa tsy lavitra intsony ny morona. [2.442#] 8 Manga ngalingaly ny rano, manga matsora ny lanitra, maitso mavana ny morona. [2.499#13] 9 Azon' ny olona hiampitana manasa-dranjo Ikopa ary zary fasika mitomandavana avokoa ny morona. [2.470#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 24 Proverbs containing the word morona |
Entry (2/2) | 25 morona |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in French |
27 (probablement une déformation de morama). Sorghum roxburghii Stapf (Poaceae). Introduite de l'Inde méridionale, ou de la côte orientale d'Afrique où elle est cultivée depuis longtemps. Fournit un grain comestible. Très résistante à la sécheresse. [Mahafaly]
[1.196] 28 [Tandroy] |
Vocabulary |
29 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 31 amoron, manoro, morano, morona, noroam, onoram |
Updated on 2023/05/22 |