Entry (1/2) | 1 manamorona |
Root | 2 morona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mankeo antsisina: Aza manamorona ny hady eo sao fanina ianao [1.1] |
Explanations in English |
5 to follow the edge [1.7] |
Explanations in French |
6 suivre le bord de; s'approcher du bord de [1.8] |
Examples |
7 Ilay lakan-drano manamorona ny fonenanay mantsy no solom-pantsakana. [2.445#] 8 Filao avobe mirijarija no manamorona ny arabe izay mandalo terý avaratra. [2.356#] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word manamorona |
Entry (2/2) | 14 manamoròna |
Root | 15 morona |
Part of speech | 16 imperative of active verb manamorona [Full list] |
Anagrams | 17 anamoronam, mamoro-nana, manamorona, manamoròna |
Updated on 2023/01/20 |