Entry | 1 moron-tsiraka |
Elementary words | 2 morona, tsiraka |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Geography: (in general) |
Explanations in Malagasy |
5 tany an-tsisin-dranomasina [1.1] 6 sisin-tany manamorona, manolotra ny ranomasina [1.13] |
Explanations in French |
7 bord de la mer [1.3] 8 côte littorale [1.13] |
Examples |
9 Migaina sy manempotra ny masoandron' ny morontsiraka atsinanana. [2.499] 10 Zava-maniry toy ny fahita amin' ny morontsiraka rehetra ihany no maniry ao. [2.471] |
Synonyms | 11 moron-dranomasina |
Updated on 2023/05/23 |