Entry (1/2) | 1 boboka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Vonton-drano: Bobo-drano ireto hazo iretoka tokony hafindra toerana 4 Voky na feno be loatra ka manjary leo: Boboky ny divay ny anao lahy vao niala tao ka mamo nidarabodraboka eran' ny arabe fotsiny 5 Lao, tofoka, tsy tia herika: Boboky ny fianarana, hono, Rabe 6 Rakotra bobongolo noho ny hamandoana be loatra ka manomboka ho simba: Boboka tato lahy ireto boky ireto noho ny hamandoana [1.1] 7 tofoka, leo [Sihanaka] [1.78] |
Explanations in English |
8 soaked, full of water, saturated; satiated, sated. See bobaka. [1.2#94] 9 soaked; sated [1.7] |
Explanations in French |
10 imbibé; dégoûté; [1.3#83, 1.8] 11 moisi, rassasié jusqu'au dégoût [1.3#83] |
Examples |
12 andry boboka, poak' aty! [2.285#] 13 Raha tofoka ianao, izaho koa mba efa boboka. [2.529#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 24 Proverbs containing the word boboka |
Entry (2/2) | 25 boboka |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in English |
27 the large pot for holding water. See sinibe. [Provincial]
[1.2] |
Compound words |
|
Anagrams | 29 abobok, baboko, boboka |
Updated on 2023/07/29 |