|
|
|
|

Entry (1/4)1  leo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany
4  Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana [1.1]
Explanations in English  5  has had enough and too much; disgusted
6  drunk [1.7]
Explanations in French  7  qui en a assez; dégoûté [1.3#4011.8]
8  ivre [1.3#4011.8]
9  indisposé par un narcotique [1.3#4011.8]
10  qui n'en veut plus
11  assoupi, étourdi [1.3#401]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
Derivatives 
15  Active verbs :
Synonyms  16  leony
Analogs  17  tofoka, boboka, tohina, tola, monaina, monamonaina, mamo, disaka, afapo, lamoka, boboka, tofoka, malilo, tala, malikiliky, lotika, lao, tsy tia hiherika, tsy tia veroka, tsy tia vovoka, tsy tia mainty, leom-boananana, tsy tia zava-boribory, tsy tia mololo
Compound words 
Proverbs  22  Proverbs containing the word leo

Entry (2/4)23  leo
Part of speech  24  adjective
Explanations in Malagasy  25  (matetika tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy") Tanty, zaka, azo zakaina, azo leferina: Tsy leoko ny ataonao ka handeha aho
26  Azo toherina, resy: Tsy leon' ny vato ny riaka [1.1]
Explanations in English  27  equalled, matched, overcome [1.2]
28  borne, sustained [1.2, 1.7]
Explanations in French  29  supportable, à quoi on peut résister, qu'on peut surmonter ou vaincre:
30  Tsy leoko ny ataonareo (Je ne puis supporter ce que vous faites) ~ Tsy leoko ny herin' ny hainandro (Je ne puis supporter la violence du soleil) [1.3#401]
31  supporté [1.8]
Derivatives 
32  Relative verbs :
33  Names :
Compound words 
Phytonyms 
Ethnonyms 

Entry (3/4)40  leo
Part of speech  41  noun
Explanations in Malagasy  42  laona [Bara, Tanosy] [1.78]

Entry (4/4)43  leo
Part of speech  44  adverb [Full list]
Explanations in English  45  to-day [Provincial] [1.2#390]
Vocabulary  46  Time

Anagrams  47  elo, leo, ole

Updated on 2020/07/31