|
|
|
|

Entry (1/3)1  tohina
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  [1.3] action de toucher
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/3)12  tohina
Part of speech  13  participle
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Voadona malemy dia malemy, voakasika kely foana: Tohina fotsiny ilay tavim-boninkazo dia nianjera
Sosotra na tezitra na mangoraka: Tohina ny foko mahita ilay vehivavy mahantra mibaby zaza mitsindroka eny an-dalambe
Tofoka, leony: Tohin-kazandrano aho tany amoron-tsiraka.
Explanations in French  15  [1.3] touché légèrement
dégoûté, qui n'en veut plus (peu usité en ce sens)
Examples  16  Hoy aho somary tohina. [2.944#]
17  Mora tohina amin'ny fony izy: [2.298]
Morphology 
18  Present :
19  Past :
20  Future :

Entry (3/3)21  tohina
Part of speech  22  noun
Explanations in Malagasy  23  [1.13] tsy rahazakan'ny taova zavatra iray, ary miseho amin'ny endrika samihafa
Explanations in French  24  [1.13] allergie
Vocabulary  25  Health

Anagrams  26 

Updated on 2025/01/21