|
|
|
|

Entry1  mahatohina
Root  2  tohina
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  Qui peut ou ose toucher légèrement [1.3#710]
Examples  6  Fantatr'ilay mpaminany ny ao am-pon'ny olona fa ny zava-mihatra sy voatsapany no tena mahatohina ny vahoakany. [2.298#]
7  irery dia ny hatsaran'ilay zavatra aloha no mahatohina azy indrindra, iretsy kosa dia ny hamarin'ilay zavatra aloha no mahataitra azy indrindra. [2.297#]

Updated on 2023/03/29