Entry | 1 fanohinana |
Root | 2 tohina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fikasihana kely fotsiny; fampihetsehana fo |
Explanations in French |
5 [1.3#710] L’action de toucher légèrement, l’instrument, le motif |
Examples |
6 ary ny fanohinana ny hatezerana, miteraka fifandirana. [2.996#] |
Anagrams | 7 fanohinana, hanafonany, hanofanany, nifonahana, nofahanany, nohafanain |
Updated on 2023/03/29 |