Entry | 1 tohinina |
Root | 2 tohina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Kasihina kely: Aza tohininao aho fa manoratra |
Examples |
5 Tsy maintsy tohinina foana io fery maharary anay rehetra io. [2.472#] 6 ary tsira-pahazavana no mananika ny tendro amam-batan' ny Tanàna, sady vonona hanohitra ny farasisan' ny ririnina mihamihintsana tohinina. [2.285#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word tohinina |
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |