Entry |
manohina
(tohina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mikasika kely: Ny ankihikeliko fotsiny no nanohina ilay sarivongana dia nianjera ilay izy Mampihetsi-po: Nanohina ahy ny teny mamy fankasitrahana nataonareo, rankizy [1.1]
|
Explanations in English | To touch lightly, to jostle; to touch the heart or the sentiments [1.7]
|
Explanations in French | Opposer, résister [1.8]
|
Examples |
1 | Ny hoe manohina ny akalam-baiko dia mikasika ny maharary ahy mafy, ny tena aretiko.
[2.643]
|
2 | Ireo tantara izay mirakitra zavatra manan-danja dia manohina ny olona kokoa raha toa ka lalaovina.
[2.424]
|
|
Morphology |
Present : |
manohina |
Past : |
nanohina |
Future : |
hanohina |
Imperative : |
manohìna |
|
|
Entry |
manohìna
(tohina)
|
Part of speech | imperative of active verb manohina
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|