|
|
|
|

Entry (1/2)1  leony
Root  2  leo, leoka, leona, leotra, -ny
Part of speech  3  noun leo, leoka, leona, leotra and pronoun

Entry (2/2)4  leony
Root  5  leo, -ny
Part of speech  6  adjective
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany
Tofoka, boboka, tohina, tola
Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana
Monaina (monamonaina), mamo, disaka, afapo, lamoka, boboka, tofoka, malilo, tala, malikiliky, lotika, lao, tsy tia hiherika, tsy tia veroka, tsy tia vovoka, tsy tia mainty, leom-boananana, tsy tia zava-boribory, tsy tia mololo
Explanations in English  8  [1.7] has had enough and too much; disgusted; drunk ; borne, sustained;
Explanations in French  9  [1.8] qui en a assez; dégoûté; ivre; supporté
Examples  10  izay homa-manta no ho leony. [1.437#]
11  leony dia leony mihitsy ka niala. [2.285#]
12  Tsy hiringiringy ho potraka, tsy hioty manta ho leony fa hioty masaka ho voky. [2.346#10]
Derivatives 
13  Names :
Synonyms  14  leo

Anagrams  15  ielon, lenoi, lenoy, leony, nielo, noely

Updated on 2021/07/23