|
|
|
|

Entry1  monaina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Leondeony, tsy tia herika: Monaina hazandrano ny anao lahy
4  Valaka noho ny raharaha ka toa leony tsy te hiverina intsony nony afaka tao: Monaina mihitsy aho tamin' ilay asa nampanaovin-dRangahy iny [1.1]
Explanations in French  5  Qui en a assez, qui est fatigué, qui est dégoûté [1.3#444]
Derivatives 
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
Analogs  9  leony, boboka, tofoka, tohina, tola

Anagrams  10  inomana, manoina, miañona, miñaoña, mionana, monaina, omanina

Updated on 2024/08/16