Entry | 1 lotika |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Malemy ho lo sy madiva ho potika; maloto mifotetaka, solotika 4 Tezitra na sosotra mafy any am-po any: Lotika tamiko izy noho izaho tsy nanaiky hiray tsikombakomba taminy [1.1] |
Derivatives |
|
Anagrams | 7 lotaky, lotika, taliko, tolaky |
Updated on 2020/07/31 |