Entry | 1 milotika |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Malemy boda: Milotika loatra ity vary ity Maloto, misotisoty, misotitika: Hatramin' ny maraina ka hatramin' ny hariva, milotika foana ny tarehin' io zaza io Sosotra mafy na tezitra any am-po: Milotika ny atin-dRamatoa iny nahita azy |
Root | 4 lotika |
Anagrams | 5 milotika, mitokila |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |