|
|
|
|

Entry1  hazo boboka
Elementary words  2  hazo, boboka
Part of speech  3  noun
Explanations in English  4  touchwood, so called, perhaps, because it is prepared by soaking in the rain [1.2#94]
Examples  5  Hazo boboka hianjera [2.1022#]
6  Miantehitra amin' ny hazo boboka? [4.27#]
7  Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy, tany mihanjaka ny ao anatiny, ary ny varavarana, hazo boboka, raha donina mafimafy dia mihintsana. [2.472]

Updated on 2023/01/18