Entry (1/2) | 1 mahavoky |
Root | 2 voky |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in English |
4 [1.7] to satisfy with food |
Explanations in French |
5 [1.8] rassasier; être suffisant pour rassasier |
Examples |
6 Katisoa no mahavoky anareo efa-dahy, hoy ilay tompon-trano; [2.499] 7 Izay mahavoky ny kibo ihany ny Andriana, fa tsy mila vola, koa aoka ho Isan' ny mpanomponao. [2.895] 8 Ny fefiloha no mahavoky anareo ambaniandro fa ny rano no entina manetsa ny vary ary ny vary no mahavoky ny ambaniandro. [2.508] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mahavoky |
Entry (2/2) | 15 Mahavoky |
Elementary words | 16 maha~, voky |
Part of speech | 17 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
18 Geography: towns |
Anagrams | 19 |
Updated on 2025/01/21 |