Entry | 1 mamoky |
Root | 2 voky |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manome sakafo betsaka: Mamoky ny vahiny rehefa tonga mitsidika azy Rabe Mamporisika, mitarika, mitaona olona hanao zavatra tsy dia mampaharisika azy loatra, amin' ny fandokafana azy na amin' ny fampanantenàna soa be ho azy: Mamoky ny vahoaka hikomy ny mpanoha riana |
Explanations in English |
5 [1.7] to satisfy with food; subvert |
Explanations in French |
6 [1.8] rassasier; pousser à la révolte |
Examples |
7 Ny mamoky ny hendry sy manome fo ny adala hikomy. [1.123#] |
Morphology |
|
Analogs | 12 mitaona, manabontsina, manomefo, mambosy, mandroboka, mandrokiroky, mandraviravy, mamahana, manaotohotsofina, mandrendrika, manadala, mitomanyambonyfe |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mamoky |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |