Entry (1/2) | 1 mambosy |
Root | 2 ambosy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] mankahery: Nanambosy tsara ny mpianatra izy talohan' ny fanadinana mamporisika, mitarika mitaona hanao: Nanambosy ny mpiasa hikomy mihitsy ranona ka notanan' ny fanjakana |
Morphology |
|
Analogs | 9 manaboly, manabony, mandrobo, mandroboka, manangely, manejokejo, manojikojy, manolikoly, mandrokiroky, mandraviravy, manjono, mandango, mandangolango, manitikitika, manangoly, manao safosiaka, mitomany ambony fe, mandoka, midredro, manao teny malefaka, manao ronono antavy, manao kobaka am-bava, manao volana hatenda, manao lango malefaka, manao vola-mahadradraka, manao fandria-malemy lafika, manao lokanga hisatra, manao hatsohatso, mizara vava, manabony, manabosy |
Entry (2/2) | 10 mambosy |
Part of speech | 11 active verb |
Explanations in Malagasy |
12 [1.13] manao izay hanombohana na hanafainganana fiota ara-tsimia iray |
Explanations in French |
13 [1.13] catalyser |
Vocabulary |
14 Chemistry |
Morphology |
|
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/21 |