Entry | 1 manjono |
Root | 2 jono |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Maka hazandrano amin' ny fintana: Nanjono trondro gain' izahay tamin' ny asabotsy hariva ka nahazo eran' ny harona Maka trondro na hazandrano, na amin' ny fomba ahoana na amin' ny fomba ahoana: Nanjono amalona izahay fa tsy nahazo Maka na mitarika olona amin' ny fomba kinga sy saro-toherina, manangoly, manojikojy: Nanjono ahy hiditra ao amin' ny antoko misy azy Rabe fa tsy nahomby |
Explanations in English |
5 [1.7] to fish with hook and line |
Explanations in French |
6 [1.8] pĂȘcher à la ligne |
Examples |
7 ireny no mpiara-mihaza amiko na mpiara-manjono rahefa tonga ny tonon-taona fanaovana izany. [2.471] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word manjono |
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |