|
|
|
|

Entry1  manangoly
Root  2  angoly
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manambitamby mba hametsena: Kinga ery izy manangoly ny vahoaka
Mitaona olona amin' ny teny na fijery malefaka mba hahavoa azy: Loza iny raha zazalahy hanangoly
Manome vola na kadoa olonamba hitaona azy tsy hanao ny adidiny
Jer. kolikoly
Explanations in English  5  [1.2] to cheat, to deceive, to ensnare.
6  [1.7] to lead astray
Explanations in French  7  [1.8] séduire, tromper
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/21