|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandroboka
Root  2  roboka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandentika, manatsoboka, manasaika, manasòka, ao anaty rano: Tsy mahay mandroboka landy ao anaty rano-nato aho [1.1]
Explanations in English  5  to plunge something into water, etc [1.7]
Explanations in French  6  plonger dans [1.3]
7  plonger dans l'eau, flotter [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  manasaika, manatsoboka, manoboka, manasoka, manitrika, mandentika, mitaona
Proverbs  13  Proverbs containing the word mandroboka

Entry (2/2)14  mandroboka
Root  15  roboka
Part of speech  16  active verb
Explanations in Malagasy  17  mampirisika [Tambahoaka] [1.78]
18  Mambosy, mitaona, manambitamby hanao zavatra: Ianao ve, ry Dadatoa, no handroboka ahy hanao zavatra toy izany? [1.1]
Explanations in French  19  cajoler, séduire [1.3]
20  séduire [1.8]
Morphology 
21  Present :
22  Past :
23  Future :
24  Imperative :

Anagrams  25  andrombako, mandroboka

Updated on 2022/09/10