|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandroboka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandentika, manatsoboka, manasaika, manasòka, ao anaty rano: Tsy mahay mandroboka landy ao anaty rano-nato aho
Explanations in English  4  [1.7] to plunge something into water, etc
Explanations in French  5  [1.3] plonger dans
6  [1.8] plonger dans l'eau, flotter
Root  7  roboka
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  manasaika, manatsoboka, manoboka, manasoka, manitrika, mandentika, mitaona
Proverbs  13  Proverbs containing the word mandroboka

Entry (2/2)14  mandroboka
Part of speech  15  active verb
Explanations in Malagasy  16  [1.78] [Tambahoaka] mampirisika
17  [1.1] Mambosy, mitaona, manambitamby hanao zavatra: Ianao ve, ry Dadatoa, no handroboka ahy hanao zavatra toy izany?
Explanations in French  18  [1.3] cajoler, séduire
19  [1.8] séduire
Root  20  roboka
Morphology 
21  Present :
22  Past :
23  Future :
24  Imperative :

Anagrams  25  andrombako, mandroboka

Updated on 2025/01/21