Entry | 1 manitrika |
Root | 2 sitrika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 manafina [Bezanozano]
[1.78] 5 [mañitrika] manafina [Sihanaka] [1.78] 6 Mandentika: Manitrika ao anaty rano 7 Manafina: Manitri-bola 8 Mandevina: Amin' ny telo no hanitrika ny razana izahay [1.1] |
Explanations in English |
9 to dip, to submerge; to dive into water [1.7] |
Explanations in French |
10 plonger ou submerger dans l'eau; plonger 11 cacher [1.8] |
Morphology |
|
Synonyms | 16 manasitrika |
Proverbs | 17 Proverbs containing the word manitrika |
Anagrams | 18 ikitranam, manitrika, mikitràna, mikitrana, namikitra, nitraikam |
Updated on 2023/01/20 |