Entry | 1 sitrika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fandentehana na filentehana ao anaty lavaka; fampidirana zavatra tsy ho hita na fanafenana 4 entina milaza koa ny fandevenana ny maty na fampidirana ao am-pasana ny faty alevina [1.1] |
Derivatives |
|
Anagrams | 10 asitrik, katsiry, rakitsy, sitrika, tsariky, tsikari, tsirika |
Updated on 2020/07/31 |