Entry | misitrika (sitrika) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] Miery [1.78] | ||||||||
Milentika: Vonjeo fa nisitrika iry lakana Miditra, mitsofoka lalina: Nisitrika tany anaty ala tany izy Miery, miafina ao anaty zavatra: Nisitrika tao an-trano izy ka tsy hitan' ny polisy [1.1] | |||||||||
Explanations in English | To hide To dive [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Se cacher Plonger [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word misitrika | ||||||||
Anagrams | misitrika, mitsirika |
Updated on 2023/01/20 |