|
|
|
|

Entry1  fanasitrihana
Root  2  sitrika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fandentehana any anaty rano: Tsy mora ny fanasitrihana alika ao anaty rano
5  Fanafenana: Ato no fanasitrihan-dry zalahy ny boky tsy tiany ho hita
6  Fandevenana, fampidinana na fametrahana ao anaty fasana: Amin' ny telo ny fanasitrihana ny razana [1.1]
Synonyms  7  fanitrihana

Anagrams  8  fanasitrihana, nifaratsahany

Updated on 2023/01/05