Entry | 1 fisitrihana |
Root | 2 sitrika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Filentehana, fitsofohana lalina ao anaty rano: Marina ve ny filazan'ny ohabolana fa ny fisitrihan'ny vivy any anaty rano no nahabongo ny masony? Fierena, fiafenana: Ny fisitrihan'ilay mpangalatra tao an-trano no tsy nahitan'ny polisy azy ela. |
Anagrams | 5 |
Updated on 2025/01/21 |