Entry |
antsitrika
(sitrika)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fomba filomanosana milentika any anaty rano sady misosa ao ka raha tsy elaela tsy mitranga erỳ lavidavitra [1.1]
|
| Lomanon' ny mahay, izay mahay misitrika ela any anaty rano [1.1]
|
Explanations in English | Diving into water [1.7]
|
Explanations in French | Action de se plonger, de s'enfoncer dans l'eau [1.3]
|
| Plongeon [1.8]
|
Examples | Tapa-kevitra aho fa hanao antsitrika ihany.
[2.4]
|
Analogs |
rano tsilany ~
tsikaroka ~
tsipy sandry |
Proverbs |
|