Entry | 1 rano tsilany |
Elementary words | 2 rano, tsilany |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 lomanon' ny mahay, izay mandry mitsilany eo ambony rano ka ny tongony no toy ny mivoy ny rano dia misondrotra sy miakatra izy 5 (ranotsilany) Fomban-domano mitsotra mandry (mitsilany) eo ambony rano ary dia misosa amin' izay [1.1] |
Examples |
6 Raha vizana izy dia manao ranotsilany, ka ajanona ny tanana, fa ny tongotra ihany no mitsipaka. [1.437#] |
Compound words |
|
Updated on 2023/01/01 |