Entry | 1 manao rano tsilany |
Elementary words | 2 manao, rano tsilany |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 fomba filomano izay ahitana ilay olona mitsilany nefa tsy rendrika [1.1] |
Explanations in English |
5 to swim or float on the back. [1.2] |
Updated on 2023/11/20 |