Entry (1/2) | 1 tsikaroka |
Root | 2 karoka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fihohihozana amin' ny tongotra aman-tanana [1.1] |
Explanations in French |
5 action de gratter avec les mains ou les pattes, de les remuer dans [1.3] 6 action de gratter [1.107] |
Entry (2/2) | 7 tsikaroka |
Root | 8 karoka |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 fanetsiketsehana tanana na tongotra mitsiparaka ao anaty rano; fanipazana ny tanan-kavia sy ny tanan-kavanana mifandimbindimby rehefa milomano [1.1#986] 11 lomanon' ny tsy mbola mahay ka toy ny mitsikarokaroka fotsiny ny tanany [1.1#546] |
Explanations in French |
12 action de nager comme les chiens [1.3] |
Anagrams | 13 sokatrika, tsikaroka, tsirokaka |
Updated on 2023/06/07 |