|
|
|
|

Entry1  asitrika
Root  2  sitrika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Alentika, atsoboka: Nasitriny tany anaty rano ilay alika, nefa tafapoitra ihany
Afenina: Nahoana no asitrikao any anaty lambanao ny bokiko?
Alevina: Amin' ny telo ora hariva no hasitriko ny razana
Explanations in English  5  [1.7] to be plunged into something
Explanations in French  6  [1.8] qu'on plonge dans l'eau, dans quelque chose; qu'on ensevelit; qu'on enfonce
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21