Entry (1/2) | 1 manadala |
Root | 2 adala |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] mandrebireby, mamitaka: Olona manadala anao fotsiny iny fa aza miaraka amin' iny intsony manelingelina, mahasosotra: Tsy mitsahatra manadala azy amin' ny raharahany ny zafikeliny mahavery loha, mamily saina: Tsy avelany, hono, iny zazalahy iny fa nanadala ny zanany manolikoly olona hahazoana izay tadiavina: Tratra nanadala ny lehiben' ny fokontany izy ka nosazina. |
Explanations in English |
5 [1.2] To befool, to confound, to perplex, to infatuate. 6 [1.7] to make a fool of, to deceive; to cause mental anguish |
Explanations in French |
7 [1.3#2, 1.8] tromper, faire perdre la tête 8 [1.3] Séduire, duper, se jouer, importuner, embarrasser |
Examples |
9 manadala ahy mihitsy ianao! [2.528#] 10 Ela mihitsy vao hita ilay afokasoka manadala! [1.214#] 11 nanadala azy ny hevitra natoron'ny sakaizany azy (Les conseils de son ami l'ont trompé, lui ont fait perdre la tête) [1.3#2] 12 manadala ahy ireto ankizy mitabataba ireto (Ces enfants tapageurs m'importunent, me font perdre la tête) [1.3#2] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 18 manadalà |
Root | 19 adala |
Part of speech | 20 imperative of active verb manadala [Full list] |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] |
Explanations in French |
22 [1.3] |
Anagrams | 23 |
Updated on 2025/01/21 |