Entry | 1 manabontsina |
Root | 2 bontsina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampizihitra, manao izay hahafeno rivotra: Manabontsina kodiaram-bisikilety 5 Mamporisika hanao asa iray, mitarika, mitaona, mamoky: Tsy misy afatsy Rakoto no nanabontsina ny mpianatra himenomenona [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/05 |