|
|
|
|

Entry1  manabontsina
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mampizihitra, manao izay hahafeno rivotra: Manabontsina kodiaram-bisikilety
Mamporisika hanao asa iray, mitarika, mitaona, mamoky: Tsy misy afatsy Rakoto no nanabontsina ny mpianatra himenomenona
Root  4  bontsina
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Anagrams  8  anabontsinam, manabontsina

Updated on 2025/01/21