|
|
|
|

Entry1  vokisana
Root  2  voky
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Omena sakafo betsaka: Efa novokisan' Ikoto tsara ve ny vorona?
5  Taomina, tarihina: Novokison' ny namany izy ka nangalatra
6  Ambosìna, amporisihina, tarihina: Novokisan' ireo mpanao politika fotsiny ny vahoaka [1.1]
Explanations in English  7  to be satisfied with food
8  to be subverted [1.7]
Explanations in French  9  qu'on rassasie
10  qu'on incite à la révolte [1.8]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Anagrams  15  nasaviko, nasivako, nisavako, sinavako, sinavoka, vokisana

Updated on 2023/01/20