Entry (1/2) | 1 famaky |
Root | 2 vaky |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mamaky Azo vakina: Boky tsy famakin' ny ankizy itony |
Explanations in French |
5 [1.3] ce qu'on peut fendre, manière de fendre |
Phytonyms |
|
Entry (2/2) | 8 famaky |
Root | 9 vaky |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana kitay na iasana amin' ny rafitra |
Explanations in English |
12 [1.2] An axe, a hatchet. 13 [1.7] an ax, a cleaver |
Explanations in French |
14 [1.3#802, 1.8] hache |
Examples |
15 Ny voan' ny famaky mandoa lasiray. [1.437#] 16 Hay mavesatra be iny famaky iny, hoy izy. [2.332#] |
Vocabulary |
17 Tools |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Proverbs | 27 Proverbs containing the word famaky |
Article |
28 Randzavola: famaky ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 29 faikam, fakaim, famaky, ifakam, mifaka, mifakà, mikafa |
Updated on 2023/02/16 |