|
|
|
|

Entry (1/2)1  famaky
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina mamaky
Azo vakina: Boky tsy famakin' ny ankizy itony
Explanations in French  4  [1.3] ce qu'on peut fendre, manière de fendre
Root  5  vaky
Phytonyms 

Entry (2/2)8  famaky
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana kitay na iasana amin' ny rafitra
Explanations in English  11  [1.2] An axe, a hatchet.
12  [1.7] an ax, a cleaver
Explanations in French  13  [1.3#802, 1.8] hache
Examples  14  [1.437#] Ny voan' ny famaky mandoa lasiray.
15  [2.332#] Hay mavesatra be iny famaky iny, hoy izy.
Vocabulary  16  Tools
Root  17  vaky
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs  27  Proverbs containing the word famaky
Article  28  Randzavola: famaky ao amin' ny Baiboly

Anagrams  29  faikam, fakaim, famaky, ifakam, mifaka, mifakà, mikafa

Updated on 2025/04/19