Entry | 1 ngarangidina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza fotoana iray maharitra manontolo: Herinandro ngarangidina izy tsy nanendry hanina |
Explanations in English |
4 [1.2] complete, full, whole, perfect, applied to numbers. 5 [1.7] constituting a full period |
Explanations in French |
6 [1.3] se dit d'une période complète: Herintaona ngarangidina (Une année complète) 7 [1.8] se dit d'une période pleine ou entière |
Examples |
8 Ny taona 1928-1958 no tena niezahany sy nikarohany ny tantara betsileo, izany hoe nandrita ny 30 taona ngarangidina [2.304#D] |
Analogs | 9 tontolo, maninjitra, mipaka, maninjihinjy |
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word ngarangidina |
Updated on 2023/08/11 |