Entry (1/2) | 1 maninjitra |
Root | 2 hinjitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [mañinjitra] manalava [Bezanozano]
[1.78] 5 Manenjana: Naninjitra ny tanany i Jeso dia nitony ny ranomasina [1.1] |
Explanations in English |
6 to stiffen; to stretch out, as the hand [1.7] |
Explanations in French |
7 raidir: étendre comme la main [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 13 mañinjitra |
Root | 14 hinjitra |
Part of speech | 15 adjective |
Explanations in Malagasy |
16 manontolo [Bezanozano]
[1.78] 17 Manontolo, tontolo: Tapak' andro maninjitra aho niandry anao tata foana [1.1] |
Examples |
18 Ny siramamy aza, tamin' izany andro izany, tapak' andro maninjitra vao tafaverina ny iraka alefa hividy azy. [2.471] |
Anagrams | 19 mañinjitra, maninjitra |
Updated on 2023/01/20 |