|
|
|
|

Entry (1/2)1  maninjitra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Bezanozano] [mañinjitra] manalava
4  [1.1] Manenjana: Naninjitra ny tanany i Jeso dia nitony ny ranomasina
Explanations in English  5  [1.7] to stiffen; to stretch out, as the hand
Explanations in French  6  [1.8] raidir: étendre comme la main
Root  7  hinjitra
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)13  mañinjitra
Part of speech  14  adjective
Explanations in Malagasy  15  [1.78] [Bezanozano] manontolo
16  [1.1] Manontolo, tontolo: Tapak' andro maninjitra aho niandry anao tata foana
Examples  17  [2.471] Ny siramamy aza, tamin' izany andro izany, tapak' andro maninjitra vao tafaverina ny iraka alefa hividy azy.
Root  18  hinjitra

Anagrams  19  mañinjitra, maninjitra

Updated on 2025/04/13