Entry (1/2) | 1 mipaka |
Root | 2 paka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mikambana, mitambatra, mikaona: Tsy mipaka tsara ny hazo amin' ity farafara ity Tonga hatramy..., mikasika ny...: Aza atao mipaka amin' ny valindrihana ny boky fa ratsy endrika Midona: Nipaka tamin' ny zoron-databatra ny vilia ka vaky Miady: Nipaka Isambilo sy Ibalita ka nitangoronan' ny mpianatra Mandritra ny... manontolo: Telo taona mipaka izy no tany Nosibe |
Examples |
5 Hatr' amy ny lapa-bolana mipaka dia naneky izy. [2.48] |
Morphology |
|
Analogs | 10 mipoka, mipaika, mikatroka, ngarangidina, maninjitra, manontolo, maninjihinjy |
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mipaka |
Entry (2/2) | 13 mipakà |
Root | 14 paka |
Part of speech | 15 imperative of active verb mipaka [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/28 |