|
|
|
|

Entry1  manontolo
Root  2  tontolo
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tsy misy analana, iray tsy vaky: Nahalany mofo iray manontolo
Examples  5  Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo manontolo. [2.324]
6  - mangorangorana iray ihany ny tenany manontolo. [2.470]
7  Nandritra ny ady manontolo anefa dia ory vary Antsihanaka. [2.472]
Analogs  8  bontolo, tsy mivaky, tsy nahafahana, tsy misy mipika
Compound words 

Updated on 2024/12/11