Entry | 1 manontolo |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy misy analana, iray tsy vaky: Nahalany mofo iray manontolo |
Examples |
4 [2.324] Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo manontolo. 5 [2.470] - mangorangorana iray ihany ny tenany manontolo. 6 [2.472] Nandritra ny ady manontolo anefa dia ory vary Antsihanaka. |
Root | 7 tontolo |
Analogs | 8 bontolo, tsy mivaky, tsy nahafahana, tsy misy mipika |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |