Entry | 1 vinanto |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Vadin' ny zanakalahy na ny zanakavavy, ka arakaraka izany no iantsoana azy hoe "vinantola, hy" na "vinantovavy [1.1] |
Explanations in English |
4 a son or daughter-in-law [1.7] |
Explanations in French |
5 gendre, bru [1.54, 1.8] |
Examples |
6 Ankoatra izany, dia mbola norahonany mpanao fanjakana etsy sy eroa Ravokatra, Rasikina vinantovavy nentiny avy any moa nanampy trotraka rahateo (ny tompony aza tsy tia ka [2.470] 7 Ny vadin-janaka na tena mirahalahy na mirahavavy avy, no atao hoe: vinanto na rangahy. Saika mandrakariva ny lehilahy antsoina rangahy ary ny vehivavy antsoina vinanto, nefa ny vinanto mety miasa amin'izy roa. [2.398] |
Vocabulary |
8 Relationships: family |
Compound words |
|
Titles | 12 Vinanto efatra (Rapatsalahy Paul) |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word vinanto |
Quotes | 14 Texts mentioning vinanto |
Anagrams | 15 tinovan, vantony, vinanto, vintano |
Updated on 2023/10/21 |