Entry | 1 miherina |
Root | 2 herina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [miheriña] miverina [Sihanaka]
[1.78] 5 Miverina amin' ny toerana nialana, niaingana (fiteny indrindra amin' ny andro, volana, taona): Rehefa miherina ny taona [1.1] |
Explanations in English |
6 to come around again at a certain time [1.7] |
Explanations in French |
7 revenir à une période déterminée [1.8] |
Examples |
8 Raha main' ny hetaheta mafy, hono, ity Betsileolahy iray vahiny tao an-tanàna, dia niherina tamin' ny fisotroana ranondresy. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word miherina |
Anagrams | 18 miharine, miherina |
Updated on 2023/08/11 |