Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : asabotsy | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Tsy mahamafy fonosana Asabotsy kely. [2.653 #3366] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Zoma hianao tsy hendry, fa asabotsy vao fiharatra. [2.415]
Zoma no tsy nambinina ka asabotsy avy no ho kivy. [2.558 #5105] Zoma tsy hendry, ka Asabotsy vao fiharatra. [1.10, 2.558 #5106, 2.653 #3788, 2.974 #240, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Ilazana ny olona izay tsy mahalala, na mihevitra, na tsy manararaotra ny fotoana ahazoany mihatsara, na misondrotra, na mahazo soa; ka efa lasa ilay fotoana mety vao mikarokaroka; (ny fiharatra dia hareza kely, ary ilazana an'ohatra ny olona fetsy sy maranitra). [1.10]
Manao zavatra tsy araka ny fotoanany avy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Etre insensé le vendredi, et devenir un objet de risée le samedi. [2.974 #240]
Le vendredi vous n' êtes pas sage, et c' est le samedi que vous commencez à vous affiler. [2.415 #6264] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | C'est trop tard. [2.415 #6264] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||