|
|
|
|

Entry1  ambinina
Root  2  ambina
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manan-jara, manam-bintana, vintanina: Ambinina amin' ny harena izy fa ratsy vintana amin' ny fitiaoana
Explanations in English  5  [1.2] to be prospered in getting what one is seeking; to be prosperous; to be lucky, fortunate.
Examples  6  mikely aina ihany fa tsy ambinina, dia hampisamborina fa havan' ory; [2.346#34]
7  Ny lehilahy kosa dia tsy ambinina loatra amin' ny fitadiavana, nefa kosa tsy ory akory. [1.381#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word ambinina

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21